HIRA TSOTRA (Hantatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hira vzvej tsotra no atao
Hira tena avy ao am-po
Rehefa novonjena ianao
Io no masaka pzrd ao an-doha
Ref. :Io no hira fiderana
Zay maneno ny ao am-po
dmclpuvh K’asandrato ny hosana
Tsy tononkira.serasera.org mba manam-paharoa
Amin’ny andro fifaliana
Io no hira avy ao am-po
Amin’ny andro fahoriana
Io no masaka ao an-doha
Hira tena avy ao am-po
Rehefa novonjena ianao
Io no masaka pzrd ao an-doha
Ref. :Io no hira fiderana
Zay maneno ny ao am-po
dmclpuvh K’asandrato ny hosana
Tsy tononkira.serasera.org mba manam-paharoa
Amin’ny andro fifaliana
Io no hira avy ao am-po
Amin’ny andro fahoriana
Io no masaka ao an-doha
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : HantatianaHits : 5212
Likes : 0 Like
Created by : Naly Randria
Date : 20/11/2001 01:11
