Faly aho manana anao (Hantatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Faly aho fa manana anao
Tompoko Andriamanitro
Ianao irery hatramin'izao
No sahy nanome toky chuq hoe:

Ref: Aza matahotr'ianao
Fa homba anao wyrg aho
Ary aza mierikerika foana
F'izaho ifezav no Andriamanitrao
Fa na dia mandram-pahantitrao
Dia tsy hiova aho
Mandram-pahafotsy volo anao
Dia hisahiran'aho
Izaho no nanao anao
Sy nitrotro anao
Hitondra anao sy hanafaka

Raha sendra adim-panahy
Ty zanakao ka be ahiahy
Injay manako ao am-poko izao
Ilay teny mamy nataonao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Hantatiana
Vangy : 6533
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : art tia
Daty : 01/04/2016 19:13
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0302