Faly aho manana anao (Hantatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faly aho fa manana anaoTompoko Andriamanitro
Ianao irery hatramin'izao
No sahy nanome toky hoe:
Ref: Aza matahotr'ianao
Fa homba anao aho
Ary aza mierikerika foana
F'izaho no Andriamanitrao
Fa na dia mandram-pahantitrao
Dia tsy hiova aho
Mandram-pahafotsy volo anao
Dia hisahiran'aho
Izaho no nanao anao
Sy nitrotro anao
Hitondra anao sy hanafaka
Raha sendra adim-panahy
Ty zanakao ka be ahiahy
Injay manako ao am-poko izao
Ilay teny mamy nataonao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : HantatianaHits : 5565
Likes : 0 Like
Created by : art tia
Date : 01/04/2016 19:13