Faly aho (Hantatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faly aho fa manana anao
Tompoko sy Andriamanitro
Ianao irery hatramin’izao
No sahy nanome toky hoe :
Aza matahotra ianao
Fa momba anao aho
Ary aza miherikerika hcfymyr foana
F’izaho no Andriamanitrao fa
Na dia mandrak’antitra
Dia tononkira.serasera.org qrlnude tsy miova aho
Mandra-pahafotsy volo anao
Ho sahirana aho
Izaho no nanao anao orsz
Sy nitrotro anao
Hitondra anao sy hanafaka
Raha sendra harivanao
Ity zanakao ka be ahiahy
Injao manako ao am-poko ao izao
Ilay teny mamy nataonao
Aza matahotra...
Tompoko sy Andriamanitro
Ianao irery hatramin’izao
No sahy nanome toky hoe :
Aza matahotra ianao
Fa momba anao aho
Ary aza miherikerika hcfymyr foana
F’izaho no Andriamanitrao fa
Na dia mandrak’antitra
Dia tononkira.serasera.org qrlnude tsy miova aho
Mandra-pahafotsy volo anao
Ho sahirana aho
Izaho no nanao anao orsz
Sy nitrotro anao
Hitondra anao sy hanafaka
Raha sendra harivanao
Ity zanakao ka be ahiahy
Injao manako ao am-poko ao izao
Ilay teny mamy nataonao
Aza matahotra...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HantatianaVangy : 7409
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 19/08/2003 17:28
