Faly aho (Hantatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faly aho tononkira.serasera.org fa manana anao
Tompoko sy Andriamanitro
Ianao irery hatramin’izao
No mztlnfk sahy nanome toky hoe :

Aza matahotra ianao
Fa momba anao aho
Ary aza miherikerika foana
F’izaho no Andriamanitrao fa
Na dia mandrak’antitra
Dia tsy miova aho
Mandra-pahafotsy ayrtw volo anao
Ho sahirana aho
Izaho no nanao anao
Sy nitrotro anao
Hitondra anao sy hanafaka

Raha sendra harivanao
Ity mrdlckvf zanakao ka be ahiahy
Injao manako ao am-poko ao izao
Ilay teny mamy nataonao

Aza matahotra...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Hantatiana
Visites : 7296
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 19/08/2003 17:28
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.11