TOMPO Ö TY TANINDRAZANAY (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô ty Tanindrazanay
Fantatrao tsy miafina aminao
Teo ianao nanolo-tena iqtbmc ho anay
Hanankinanay ity Firenenay satria tsy mahay!

Ka mifon'e! ity Tandrindrazanay
Ka mifon'e! fa osa tsy mahay
Ka mifon'e! ty Nosindrazanay
Ka mifon'e!

Tompo ô ty Tanindrazanay
Fantatrao tsy miafina aminao
Andro maro no tononkira.serasera.org natolotrao
Nefa Tomponay fandrafiana indray no nasetrinay!

Tompo ô ty Tanindrazanay
Fantatrao tsy miafina aminao
Hamafiso ny finoanay
Ny aytt eufn finoana anao, natakalo izao tontolo izao!

RAKOTONIRINA Heriniaina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0428