Maloka (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mihamaizina ety, mihamaloka.
Feno fitaka qxpccyyv koa fa nolavinao ny soa.
Voatakon'ny rà ny mazava ka manjaka ny aizina ety.
Ref::Sento,jaly,ahiahy no mamatotra anay.
Ka ilay tononkira.serasera.org rànao no omeo ho anay.
Ry Jesoa, iantrao brsrjio ity taninay,
Itondrao hazavana vaovao.
Miantso anao Tompo ô izahay anio.
Koa henoy Ray Tsitoha ny fivavaky ny fo.
Ka ny saina ptynn efa trotraky ny ady no sitrano mba hody vaovao
Tonony sy feony: RAMANANTSOA Salomon

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena FianarantsoaVangy : 1948
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ridza95
Daty : 13/08/2018 17:47