Ampidiro aloha ny tenimiafina
Aza Laitsa (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa ina ro mampisentosento sy mampitomagny?
Nahoana ro kivikivy sy reraka izany?
Moa tsy fantatrao ve, zava-poagna ihany e ny fahorian'ny tany?
Jesosy efa ela e ro te hamonjy anao koa tapaho ny hevitsao.
Ref : Na mino na tsy mino vdwhadj tsa hisy hohadigno,tsy maintsy hotsaraina ihany.
Tsa hisy afaka hilefa vmpt fa de mieretsereta sao ho very mandrakizay.
Koa agnao aza laitsa fa miheligna, mandalo utge lehy ny eto tononkira.serasera.org an-tany.
Ny fahorian'ny tany tsa hisy ho ferina agny fa miegnina eto ihany.
Fa ina ro mahavariana amin'ny hadalana?Nahoana ro tsa mba mihevitsa izay hiafarana?
Moa tsy fantatrao ve zava-poagna ihany e ny rehaky ny tany.

Ref:Na mino na tsy mino, tsa hisy ho hadigno, tsy maintsy hotsaraina ihany.
Tsa hisy afaka hilefa fa de mieretsereta sao very mandrakizay.
Koa agnao aza laitsa fa miheligna, mandalo lehy ny eto an-tany.
Ny rehaky ny tany tsa hisy ho ferina agny fa miegnina eto ihany
Tonony sy feony:RAKOTONIAINA Rija José.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena FianarantsoaVangy : 1920
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : ridza95
Daty : 13/08/2018 17:48