'Ndao mba hiaraka (Handyh)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ireo disadisa izay nankarary andoha
Aza sainina intsony adinoy any aubkndt aloha
Ireo tebiteby sy alahelo ao ampo
Mba tsy ampijaly dia fafao avokoa
Refrain
Dia andao mba hiaraka
Hiara hifaly
Hiara hivazo sy hanalazy
Hifety androany
F'izay rehetra tsy nety omaly
Ajanony any
Ho ento aty ireo namanao hiara hikorana
Ireo disadisa izay nankarary xatgp andoha
Aza sainina intsony adinoy any aloha
Ireo tebiteby sy alahelo rpcpuhe ao ampo
Mba tsy ampijaly dia fafao avokoa
Bridge:
Fa sangisangy sy hanihany
No hiarahantsika tononkira.serasera.org eto androany
Aza sainina intsony adinoy any aubkndt aloha
Ireo tebiteby sy alahelo ao ampo
Mba tsy ampijaly dia fafao avokoa
Refrain
Dia andao mba hiaraka
Hiara hifaly
Hiara hivazo sy hanalazy
Hifety androany
F'izay rehetra tsy nety omaly
Ajanony any
Ho ento aty ireo namanao hiara hikorana
Ireo disadisa izay nankarary xatgp andoha
Aza sainina intsony adinoy any aloha
Ireo tebiteby sy alahelo rpcpuhe ao ampo
Mba tsy ampijaly dia fafao avokoa
Bridge:
Fa sangisangy sy hanihany
No hiarahantsika tononkira.serasera.org eto androany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HandyhVangy : 1130
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lovamamisoa2
Daty : 30/11/2022 10:08
