Tsiambaratelo (Handyh)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Teo foana aho fa tsy hainao
Nitia mangina teo anilanao
Manahy anefa aho ny hiteny
Sao lavinao,tsy ho ekenao
Refrain:
Ka aleo ho ahy samirery ho tsiambaratelo
Ilay fitiavako anao iny
Hitia tononkira.serasera.org mangina anao ny fo
Tsy heloko, tsy hadisoiko

Malefa-pijery, tsy dia hiwfplfo be teny
Tsara fanahy ka nahababo ahy
Manahy anefa aho ny ydgj hiteny
Sao lavinao,tsy ho ekenao
Refrain x2
Mpamorona: Handyh
Mpihira: beeknyb Handyh

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Handyh
Vangy : 1451
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lovamamisoa2
Daty : 15/09/2018 07:47
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.03