Miandrandra fandresena (Handyh)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isanandro aho efa miezaka
Manantena hatrany ilay fandresena
Bridge:
Dia tononkira.serasera.org tsy ho kivy, hatraka ny loha
F'indray androany aho
Mbola ucixwxg hahita izay mahasoa

Isanandro aho tsy maintsy mahery
Tsy maintsy zahtefb mikiry mba tsy ho very
Bridge:
Dia tsy ho kivy, hatraka ny loha
F'indray androany aho
Mbola hahita izay mahasoa
Refrain:
Miandrandra fandresena tahaka anao ihany aho e
Ka tsy hitomany fa hitraka hatrany
Dia mbola hiady ny fiainana efa mahazatra e
Dia ny omaly ihany no miverina androany

Isanandro aho efa miezaka fmxpfhw
Manantena hatrany ilay fandresena
Bridge
Refrain
A\C: Handyh

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Handyh
Vangy : 2588
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lovamamisoa2
Daty : 15/09/2018 07:47
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0307