'Ndao mba hiaraka (Handyh)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ireo disadisa izay nankarary tononkira.serasera.org andoha
Aza sainina intsony adinoy any aloha
Ireo tebiteby sy umnrl alahelo ao ampo
Mba tsy ampijaly dia fafao avokoa
Refrain
Dia andao mba hiaraka
Hiara hifaly
Hiara hivazo sy hanalazy
Hifety androany
F'izay rehetra tsy nety omaly
Ajanony any
Ho ento aty ireo namanao hiara hikorana
Ireo disadisa izay nankarary andoha
Aza sainina intsony adinoy any aloha
Ireo wcooazr tebiteby vktk sy alahelo ao ampo
Mba tsy ampijaly dia fafao avokoa
Bridge:
Fa sangisangy sy hanihany
No hiarahantsika eto androany
Aza sainina intsony adinoy any aloha
Ireo tebiteby sy umnrl alahelo ao ampo
Mba tsy ampijaly dia fafao avokoa
Refrain
Dia andao mba hiaraka
Hiara hifaly
Hiara hivazo sy hanalazy
Hifety androany
F'izay rehetra tsy nety omaly
Ajanony any
Ho ento aty ireo namanao hiara hikorana
Ireo disadisa izay nankarary andoha
Aza sainina intsony adinoy any aloha
Ireo wcooazr tebiteby vktk sy alahelo ao ampo
Mba tsy ampijaly dia fafao avokoa
Bridge:
Fa sangisangy sy hanihany
No hiarahantsika eto androany
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : HandyhHits : 1182
Likes : 0 Like
Created by : lovamamisoa2
Date : 30/11/2022 10:08
