Lazao ahy (Handyh)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Androany aloha teo foana ianao
Nilaza izay akeu rehetra tao amponao
Nanolotra fitiavana, nasehonao fiadanana aho
Tsy hanenina ve aho raha hitia anao?
Azoko atao ve ny hahatoky anao?
Lazao ampahatsorana fa tsy hiova ny fitiavanao acyyhwlp ahy
Refrain:
Ka mba lazao ahy, teneno ahy
Fa ho eo anilako eo foana ianao
Tsy andao ahy, fa hanampy ahy
Ka mba lazao ahy, teneno ahy
Fa tsy hamitaka ahy mihitsy ianao
Fa hanaja ahy, tsy handratra ahy
Bridge:
Mba tsy ho nofy ilay andro anio
Miangavy aminao mba tononkira.serasera.org ampio
Mba lazao ahy fa ny ampitso tsy hiova fa toy vyhvo ny anio
Androany aloha teo foana ianao
Nilaza izay rehetra tao amponao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : HandyhVisites : 1029
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : lovamamisoa2
Date : 01/12/2022 08:06