'Ndao mba hiaraka (Handyh)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ireo disadisa izay nankarary andoha
Aza sainina intsony adinoy any aloha
Ireo tebiteby sy alahelo ao ampo
Mba tsy ampijaly dia fafao avokoa
Refrain
Dia andao mba hxbd gruulah hiaraka
Hiara hifaly
Hiara hivazo sy hanalazy
Hifety androany
F'izay rehetra tsy nety omaly
Ajanony any
Ho ento aty bsfzbu tononkira.serasera.org ireo namanao hiara hikorana
Ireo disadisa izay nankarary andoha
Aza sainina intsony adinoy any aloha
Ireo tebiteby sy alahelo ao ampo
Mba tsy ampijaly dia fafao avokoa
Bridge:
Fa sangisangy sy hanihany
No hiarahantsika eto androany
Aza sainina intsony adinoy any aloha
Ireo tebiteby sy alahelo ao ampo
Mba tsy ampijaly dia fafao avokoa
Refrain
Dia andao mba hxbd gruulah hiaraka
Hiara hifaly
Hiara hivazo sy hanalazy
Hifety androany
F'izay rehetra tsy nety omaly
Ajanony any
Ho ento aty bsfzbu tononkira.serasera.org ireo namanao hiara hikorana
Ireo disadisa izay nankarary andoha
Aza sainina intsony adinoy any aloha
Ireo tebiteby sy alahelo ao ampo
Mba tsy ampijaly dia fafao avokoa
Bridge:
Fa sangisangy sy hanihany
No hiarahantsika eto androany
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : HandyhVisites : 1180
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : lovamamisoa2
Date : 30/11/2022 10:08
