Mahatsiaro (Handyh)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy irery ianao na lavitra aza
Tsy irery ianao na any ambadika any gxoime ho any
Mahatsiaro ssgkjr foana anao isanandro isanandro
Tsy tafandriamandry ueuqs fa manisa lava tononkira.serasera.org ny andro
Bridge :
F'aingàna ary ianao sao adino any
Fa sasa-miandry anao eto aho
Refrain:
Tsy irery anao na lavitra aza
Manembona anao isanandro aho
Ny elan'elantany tsy hampiova ny fo
Manantena hatrany fa mbola hifankahita isika roa
Manofy ny eo anilanao isan'andro vaky izao
Malahelo mafy anao, te hahita ny endrikao
Bridge :
F'aingàna ary ianao sao adino any
Fa sasa-miandry anao eto aho
Refrain:
Tsy irery anao na lavitra aza
Mahatsiaro foana anao isanandro aho
Mahatsiaro foana anao aho

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : HandyhVisites : 1132
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : lovamamisoa2
Date : 30/11/2022 07:34