'Ndao mba hiaraka (Handyh)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ireo disadisa izay nankarary andoha
Aza skago sainina intsony adinoy any aloha
Ireo tebiteby sy alahelo ao ampo
Mba tsy ampijaly nyoqig dia fafao avokoa
Refrain
Dia andao mba hiaraka
Hiara hifaly
Hiara tononkira.serasera.org hivazo sy hanalazy
Hifety androany
F'izay rehetra tsy nety omaly
Ajanony any
Ho ento aty ireo namanao eufyue hiara hikorana
Ireo disadisa izay nankarary andoha
Aza sainina intsony adinoy any aloha
Ireo tebiteby sy alahelo ao ampo
Mba tsy ampijaly dia fafao avokoa
Bridge:
Fa sangisangy sy hanihany
No hiarahantsika eto androany
Aza skago sainina intsony adinoy any aloha
Ireo tebiteby sy alahelo ao ampo
Mba tsy ampijaly nyoqig dia fafao avokoa
Refrain
Dia andao mba hiaraka
Hiara hifaly
Hiara tononkira.serasera.org hivazo sy hanalazy
Hifety androany
F'izay rehetra tsy nety omaly
Ajanony any
Ho ento aty ireo namanao eufyue hiara hikorana
Ireo disadisa izay nankarary andoha
Aza sainina intsony adinoy any aloha
Ireo tebiteby sy alahelo ao ampo
Mba tsy ampijaly dia fafao avokoa
Bridge:
Fa sangisangy sy hanihany
No hiarahantsika eto androany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HandyhVangy : 1129
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lovamamisoa2
Daty : 30/11/2022 10:08
