Mahatsiaro (Handyh)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy irery ianao na lavitra aza
Tsy irery ianao na any ambadika any ho any
Mahatsiaro foana anao isanandro isanandro
Tsy tafandriamandry fa manisa lava ny andro
Bridge :
F'aingàna ary ianao sao adino any
Fa sasa-miandry anao eto aho
Refrain:
Tsy irery anao na lavitra aza
Manembona anao isanandro aho
Ny elan'elantany tsy hampiova ny fo
Manantena hatrany fa mbola hifankahita isika roa
Manofy ny eo anilanao isan'andro vaky izao
Malahelo tononkira.serasera.org nkqh mafy anao, hfuzd te hahita ny endrikao
Bridge :
F'aingàna ary ianao sao adino any
Fa sasa-miandry anao eto aho
Refrain:
Tsy irery anao na lavitra aza
Mahatsiaro foana anao isanandro huky aho
Mahatsiaro foana anao aho

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HandyhVangy : 996
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lovamamisoa2
Daty : 30/11/2022 07:34