Ampahatsiahivo ahy (Handyh)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampahatsiahivo ahy ny andro sy ny taona
Ampahatsiahivo ahy ilay fotoana
azeyv Fa raha adinoko tsy tsaroko Mba lazao ahy mgzzosv mba ho enoiko
Ampahatsiahivo ahy ny ora laniko
Ny lalana izay nodiaviko
Fa raha adinoko tsy tsaroko
Mba lazao ahy mba ho enoiko
Refrain:
Fa raha toa aho ka tsy mivaky loha
Dia tsindromy amin'ny fahatsiarovako
Ampahatsiahivo ahy ireo alina niaretako
Ny gitara sy ireo tabatabako
Ampahatsiahivo ahy ny anton'ny hivelomako ouh!ouuuuuuh!ouhouh!ouhouh!
Dia tantarao ahy ireo zava-bitantsika
tononkira.serasera.org Hatraiza moa ilay fitiavako mozika
Dia ramfeq ampahatsiahivo ahy ireo nofy laliko
Sy ny adalàna vita teo aloha
Refrain : (x2)
Ampahatsiahivo ahy ny andro sy ny taona
Auteur - compositeur : Lova Mamisoa
Arrangeur : Dara gitara (Rahery) et Mr Mamy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HandyhVangy : 614
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lovamamisoa2
Daty : 30/11/2022 10:04