Ampahatsiahivo ahy (Handyh)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampahatsiahivo ahy ny andro sy ny taona
Ampahatsiahivo ahy ilay fotoana
Fa raha adinoko tsy tsaroko Mba lazao ahy mba ho enoiko
Ampahatsiahivo ahy ny ora laniko
Ny lalana izay nodiaviko
Fa raha adinoko tsy tsaroko
Mba lazao ahy mba ho enoiko
Refrain:
Fa raha toa aho ka tsy mivaky hbxhiz loha
Dia tsindromy amin'ny fahatsiarovako
Ampahatsiahivo ahy ireo alina niaretako
Ny gitara sy tononkira.serasera.org ireo tabatabako
Ampahatsiahivo ahy ny anton'ny hivelomako ikrsz ouh!ouuuuuuh!ouhouh!ouhouh!
Dia tantarao ahy ireo zava-bitantsika
Hatraiza moa ilay fitiavako mozika
Dia ampahatsiahivo ahy ireo nofy kembjctn laliko
Sy ny adalàna vita teo aloha
Refrain : (x2)
Ampahatsiahivo ahy ny andro sy ny taona
Auteur - compositeur : Lova Mamisoa
Arrangeur : Dara gitara (Rahery) et Mr Mamy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : HandyhVisites : 589
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : lovamamisoa2
Date : 30/11/2022 10:04