Ampahatsiahivo ahy (Handyh)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampahatsiahivo ahy ny andro sy ny taona
Ampahatsiahivo ahy ilay fotoana
Fa raha adinoko tsy tsaroko Mba lazao ahy mba ho enoiko
Ampahatsiahivo ahy ny ora laniko
Ny lalana izay nodiaviko
Fa raha adinoko tsy tsaroko
Mba lazao ahy mba ho enoiko

Refrain:
Fa raha vbapl toa aho ka tsy mivaky loha
Dia tsindromy amin'ny fahatsiarovako ddafxsgx
Ampahatsiahivo ahy ireo alina niaretako
Ny gitara sy ireo tabatabako
Ampahatsiahivo ahy ny anton'ny hivelomako ouh!ouuuuuuh!ouhouh!ouhouh!

Dia tantarao ahy ireo zava-bitantsika
Hatraiza moa ilay fitiavako mozika
Dia ampahatsiahivo ahy ireo nofy laliko
Sy ny adalàna vita teo aloha

Refrain : (x2)

Ampahatsiahivo ahy tononkira.serasera.org ny andro sy rqhwah ny taona

Auteur - compositeur : Lova Mamisoa
Arrangeur : Dara gitara (Rahery) et Mr Mamy

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Handyh
Hits : 590
Likes : 0 Like
Created by : lovamamisoa2
Date : 30/11/2022 10:04
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0737