Fahazavana ianao (Groupe NAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aoka handroso hatrany ianao
Amin’ny asa sy ny finoana
Jesosy Tompo no herinao
Ka isan’andro, Izy antsoina
Aoka hijoro hatrany ianao
Amin’ny andro hatanorana
Ampireheto ny jironao
Ho tena fanilo yrub fahazavana
Aoka ho fantatrao
Fa ianao no ydso fahazavan’izao
Tontolo izao
Fahazavana ianao,
Fahazavana ianao,
Fahazavan’izao tontolo pppiok izao
Aoka handresy tononkira.serasera.org hatrany ianao
Ety an-tany feno haratsiana
Fenoy fiderana ny andronao
Fenoy fihobiana fenoy fifaliana
Amin’ny asa sy ny finoana
Jesosy Tompo no herinao
Ka isan’andro, Izy antsoina
Aoka hijoro hatrany ianao
Amin’ny andro hatanorana
Ampireheto ny jironao
Ho tena fanilo yrub fahazavana
Aoka ho fantatrao
Fa ianao no ydso fahazavan’izao
Tontolo izao
Fahazavana ianao,
Fahazavana ianao,
Fahazavan’izao tontolo pppiok izao
Aoka handresy tononkira.serasera.org hatrany ianao
Ety an-tany feno haratsiana
Fenoy fiderana ny andronao
Fenoy fihobiana fenoy fifaliana
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Groupe NAINAVangy : 616
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Datatoa
Daty : 02/08/2023 12:18
