Ny tontolo iainana (Groupe ITMM Betafo Ambohimangakely)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NY TONTOLO IAINANA

Ny  tontolo iainantsika, No nampijoro hatrany ny fiainana
Tena potika sy tsy azo iainanaa! Raha mitohy ny fanampotehanaa!!
Ny rano sy ny ala !!!,Ny rivotra sy bwhtpjug ny ranomasina a !!!
Mamelombelona ny fiainana a! Ka tena tsara homen- kasina a!!!
Ny teny ebajnbgi fanentananay e! dia ny mamporisika hiaraka
Koa manentana antsika tononkira.serasera.org rehetra hoe:
“Andeha hiaraka hanova ny tontolo iainana a!!!”

Ny zava- boahary rehetra dia manana ny maha izy azy
Ny fitiavan-tsika anie no fototra mampandroso azy
Na tany , na ala , na biby ; na ny ranomasina a!!!
Miampy rivotra ireny dia tsara raha omen-kasina

Koa andeha re hiara- hientana hamboly hazo
Isika tsirairay e!!!
Dia hiaraka hiaro ny rano tsy ho verivery
Isika mianakavy e!!!

Hiaraka andeha hanafoana ny doron- tanety
Isika tsirairay e!!
Hiaraka hiaro ny tany tsy ho kaofin’ ny Riaka
Isika mianakavy e!!!

Hiara- hientana tsy hanary fako eny rehetra eny
Isika tsirairay e!!!
Tsy hadino ny mikarakara ny tananantsika a a!!!
Isika mianakavy e!!!
Hifanentana isika xrmx e! hanatsara ny fiainana!!!

A/C: Alban RANDRIARIMALALA
GROUPE ITMM Betafo (2025)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0926