Ampy ahy ny fahasoavanao (Groupe Feo mitaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa tsara indrindra e, tsara tokoa ny miankina AminaoSambatra indrindra e, ny fiainan’izay rehetra matoky Anao
Fa tsara indrindra e, tsara tokoa ny miankina aminao
Sambatra indrindra e, ny fiainan’izay rehetra matoky Anao
Na mifofofofo mafy aza ireo fitsapana mahamay
Teo foana Ianao niaro sy nanohana ahy
Na dia maro aza ireo izay nitsangan-ko fahavaloko
Dia ampy ahy tokoa ny fahasoavanao
Oh ouh oh ouh oh
Fa tsara indrindra e, tsara tokoa ny miankina Aminao
Sambatra indrindra e, ny fiainan’izay rehetra matoky Anao
Na mamaky lohasaha aloky ny fahafatesana ahy
Dia tsy hatahotra ny loza aho
Fa Ianao no amiko ny teninao no sabatro
Ireo no mahafa-tahotra ahy
Ankehitriny Raiko o, raiso ho Anao ny fiainako
Diovy re, mba ho tempolinao
Fa tsinontsinona Tompo o, ‘zay tafasaraka Aminao
Tsy hahefa n’inona n’inona tokoa
Oh ouh oh ouh oh
Fa tsara indrindra e
Tsara tokoa ny miankina aminao
"Ampy ahy ny fahasoavanao" Feo mitaona
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe Feo mitaonaVangy : 27
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 03/06/2026 14:04
