Ianao Jeso mahalala (Groupe Feo mitaona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Ianao Jeso mahalala ny ato am-poko hatrizay
   Ny ranomaso tsy tana ; ny hafaliana indraindray
   Ny ratram-poko mazana ; ny faniriako ihany koa
   Tsy misy miafina Aminao
   Ianao Jeso mahalala ny ato am-poko hatrizay
   Ny ranomaso tsy tana ; ny hafaliana indraindray
   Ny ratram-poko mazana ; ny faniriako ihany koa
   Tsy misy miafina Aminao

   Ref: Ianao Ilay nandrindra ny làlam-piainako ety
          No inoako fa anto-pisian’izay miseho rehetra amiko
          Ka na ny mafy indrindra aza dia aritro ihany satria
          Ianao mahalala ny hevitra hahasoa ahy

2 Ireo ady sy fisedrana ; ireo fitsapana mahamay
   Ny enjika figadrana di ahitanao ry Ray
   Ny tànanao no aoka hitàna ary hampandresy ahy
   Mba vonjeo re ty zanakao
   Ireo ady sy fisedrana ; ireo fitsapana mahamay
   Ny enjika figadrana di ahitanao ry Ray
   Ny tànanao no aoka hitàna ary hampandresy ahy
   Mba vonjeo re ty zanakao

   Ref: (Ianao Ilay nandrindra ny làlam-piainako ety
           No inoako fa anto-pisian’izay miseho rehetra amiko
           Ka na ny mafy indrindra aza dia aritro ihany satria
           Ianao mahalala ny hevitra hahasoa ahy) x2

    Ianao Ilay nandrindra (Ianao nandrindra)
    Ny làlam-piainako ety (ny fiainako ety)
    No inoako fa anto-pisian’izay miseho rehetra amiko
    Ka na ny mafy indrindra (ny mafy indrindra) aza dia aritro ihany satria
    Ianao mahalala ny hevitra hahasoa ahy

"Ianao Jeso mahalala" Feo mitaona
A/C : RAHARINIAINA Tahina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Groupe Feo mitaona
Vangy : 10
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 09/06/2026 15:50
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0632