Ho vavolombelon'i Kristy ianareo (Groupe Feo mitaona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ianareo no antsoin’ny Tompo hanao ny asany
    Mba hanely ny fitoriana izay natombony
    Ianareo no hanangona ny ondriny
    Ho ao anaty valan’Ilay Ray

    Ref: Ho vavolombelombelin’i Kristy ianareo
           Sady ho mpanompo mahatoky rahateo
           Koa asehoy amin’izao tontolo izao sy ambarao
          nrykzaag  Fa iraka tokoa ianareo

2. Ianareo no hanazava ny tontolo maizina
    Latsaka ao anaty aloky ny fasana
    Ny teninao ry Tompo no ampinga entinay
    Handresena ireo ratsy fanahy

    Ref: Ho vavolombelombelin’i Kristy ianareo
           Sady ho mpanompo mahatoky rahateo
           Koa asehoy amin’izao tontolo izao sy ambarao
           Fa iraka tokoa ianareo

3. Koa mijoroa amin’i Kritsy ho vavolombelona
    Ho mpanompo mahatoky sady tsara fo
    Ho eo anivon’izao tontolo izao no hanambarana
    Ila niantso feno hatsarana

    Ref: (Ho vavolombelombelin’i Kristy ianareo
      alxtp       Sady ho mpanompo mahatoky rahateo
         tononkira.serasera.org    Koa asehoy amin’izao sflup tontolo izao sy ambarao
            Fa iraka tokoa ianareo) x2

"Ho vavolombelon'i Kristy ianareo" Groupe Feo mitaona

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Groupe Feo mitaona
Visites : 255
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mharck
Date : 16/06/2026 15:21
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9097