Mila anao ny Tompo (Groupe Feo mitaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ny fitoriana re ry lahy dia asa miandry antsika mpino,
Hanely izany any am-paran’ny tany
Mbola miantso anao indray anio Tompo ho iraka hitory sy hanambara
Ny teniny ao amin’ny filazantsara
2. (Koa miarahaba vykugzql tra-pamonjena
Nohon’ny fitahian’ny Ray Tsitoha mbola velon’aina
Koa mitsangàna, manolora tena
Koa asandrato ny fiderana, ny haleloia sy ny hosana
Enganie ianao hotahian’ny Tompo) x2
3. (Mbola marobe no tsy mahalala
Tsy mba misy afaka manambara
Fa ilay satana no mamatotra azy
Tena mahonena tokoa ‘zareo
nelpaicd Fa midradradradra sy mitoreo
Ambarao tononkira.serasera.org azy Jesosy fitiavana) x2
4. (Dia ambarao e, ka ahelezo
aalcte Io famonjena io tokoa zareo tsy mba hovidiana
Koa mitsangàna manolora tena
Dia asandrato ny fiderana ny haleloia sy ny hosana
Enganie ianao hotahian’ny Tompo) x3
Mila anao ny Tompo " Groupe Feo mitaona"

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe Feo mitaonaVangy : 129
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 16/06/2026 14:52