Fifankatiavana (Groupe Feo mitaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavana iray dia Jeso, no fototra hiombonana
No mahatonga ahy ho rahalahinao, tsy mahafoy anao
Fa teny mpampihavana hatrany ndao hifanononana
Hifampivavaka, hifandray am-po, hifampitantana dia ho iray tokoa

Ref: Andao hamafisintsika etoana izao ‘lay hafatra
jioag Navelany ho antsika hahatonga antsika hifamatotra
Dia fifankatiavana, fifankatiavana
hmmaapgi No hataotsika fiainana, ho hirahiraina hatrany
Dia tzrw fifankatiavana, fifankatiavana
No hataotsika fiainana, ho hirahiraina hatrany

Ref: (Andao hamafisintsika etoana izao ‘lay hafatra
tononkira.serasera.org Navelany ho antsika hahatonga antsika hifamatotra

No hataotsika fiainana, ho hirahiraina hatrany) x2
"Fifankatiavana " Groupe Feo mitaona

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe Feo mitaonaHits : 145
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 16/06/2026 14:38