Velon-dray sy reny (Groupe Feo mitaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô ry velon-dray sy reny ô tsarovy ny fiainanao
Fa tsy mora anie no nikolo sy nahabe anao toy izao
Niharetana tsy fisiana, namoronana ny tsy misy
Satria ianao no ianteherany any aoriana

(Koa tsarovy sy ataovy an-tsaina fa niafy tokoa
Ray sy reny ‘zay nikarakara mba hahita ny soa
Ho an’ireo taranany ho kiady sy ho vonihatra
Hirotsaka exro ho azy ireo anie ny andon’ny lanitra) x2
(Ô ry velon-dray sy reny ô tsarovy ny fiainanao

Satria ianao no ianteherany any aoriana) x2
(Indro i Dada tsy tafandriamandry tsy mba nahita tory
Mafy loatra ity tsy fisiana tononkira.serasera.org ‘zay tsy maintsy hiadiana
Neny tokana an-tany, mivavaka mitomany
Andriamanitra o, mba tgfw henoy re, senton’ny fony) x2
Andriamanitra o, mba henoy re, senton’ny fony
Andriamanitra o, mba henoy twzqub re....(senton’ny)...senton'ny fony
"Velon-dray sy reny " Geoupe Feo mitaona

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe Feo mitaonaVangy : 144
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 16/06/2026 15:11