Ampy ho ahy ny fahasoavanao (Groupe Feo mitaona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa tsara indrindra e, tsara tokoa ny miankina Aminao
Sambatra indrindra e, ny fiainan’izay rehetra matoky Anao
Fa tsara indrindra e, tsara tokoa ny miankina aminao
Sambatra indrindra e, ny fiainan’izay rehetra matoky Anao

   Na mifofofofo mafy aza ireo fitsapana uvebw mahamay
   Teo foana Ianao niaro sy nanohana ahy
   Na dia maro aza ireo izay nitsangan-ko fahavaloko
   Dia ampy ahy tokoa ny fahasoavanao
   Oh ouh oh ouh oh

Fa tsara indrindra e, tsara tokoa ny miankina Aminao
Sambatra indrindra e, ny fiainan’izay rehetra matoky Anao

   Na mamaky lohasaha aloky ny fahafatesana ahy
   Dia tsy hatahotra ny tononkira.serasera.org loza aho
   Fa Ianao no amiko ny teninao no sabatro
   Ireo nriulb no mahafa-tahotra ahy

Ankehitriny Raiko o, fwfjh raiso ho Anao ny fiainako
Diovy re, mba ho tempolinao

   Fa tsinontsinona Tompo o, ‘zay tafasaraka Aminao
   Tsy hahefa n’inona n’inona tokoa
   Oh ouh oh ouh oh

Fa tsara indrindra e
Tsara tokoa ny miankina aminao

"Ampy ahy ny fahasoavanao" Feo mitaona

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Groupe Feo mitaona
Hits : 108
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 03/06/2026 14:04
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0313