Ampy ho ahy ny fahasoavanao (Groupe Feo mitaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa tsara indrindra e, tsara tokoa ny miankina Aminao
Sambatra indrindra e, ny fiainan’izay rehetra matoky Anao
Fa tsara indrindra e, tsara tokoa ny miankina aminao

Na mifofofofo tononkira.serasera.org mafy aza ireo fitsapana mahamay
Teo foana Ianao niaro besraecl sy nanohana ahy
Na dia maro aza ireo izay nitsangan-ko fahavaloko
Dia ampy ahy tokoa ny fahasoavanao
Oh ouh oh ouh oh

Na mamaky lohasaha aloky ny fahafatesana ahy
Dia tsy hatahotra ny loza aho
Fa Ianao no amiko ny teninao no sabatro
kxspdmq Ireo no mahafa-tahotra ahy
Ankehitriny Raiko o, raiso ho Anao ny fiainako
Diovy re, mba ho tempolinao
Fa tsinontsinona Tompo o, ‘zay tafasaraka Aminao
Tsy hahefa n’inona n’inona tokoa
Oh ouh oh ctlfb ouh oh
Fa tsara indrindra e
Tsara tokoa ny miankina aminao
"Ampy ahy ny fahasoavanao" Feo mitaona

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Groupe Feo mitaonaVisites : 110
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mharck
Date : 03/06/2026 14:04