MISY FAMONJENA (Groupe AGAPE Mahajanga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ianao izay miasa fatratra
Reraky ny entana mavesatra
Manantona an’I tononkira.serasera.org Jeso ianao ankehitrio
Ny helokao rehetra hosasany dia hadio

REF:
Misy famonjena tsy nvqctrvm vidiana aty
Ho an’ireo rehetra mino an’I Kristy
Ka izay rehetra mety dia avia
Hiaraka ohkt amin’ny Kristy

2. Ianao izay mangetaheta fatratra
Tsy mba mety afa-po na jbdff tonga lafatra
Manantona an’I Jeso raha te ho sambatra
Izy ihany no mitondra fiadanana


T&F: BERNARD Richard

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Groupe AGAPE Mahajanga
Visites : 1660
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mamybernard
Date : 18/10/2018 10:24
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0346