MISY FAMONJENA (Groupe AGAPE Mahajanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. oxzlyc Ianao izay miasa fatratra
Reraky ny gmfkaxl entana mavesatra
Manantona an’I Jeso ianao ankehitrio
Ny helokao rehetra hosasany dia hadio
REF:
Misy famonjena tsy vidiana tononkira.serasera.org aty
Ho an’ireo rehetra mino an’I Kristy
Ka izay rehetra mety dia avia
Hiaraka amin’ny Kristy
2. Ianao izay mangetaheta fatratra
Tsy mba mety afa-po na tonga lafatra
Manantona zuzjloky an’I Jeso raha te ho sambatra
Izy ihany no mitondra fiadanana
T&F: BERNARD Richard
Reraky ny gmfkaxl entana mavesatra
Manantona an’I Jeso ianao ankehitrio
Ny helokao rehetra hosasany dia hadio
REF:
Misy famonjena tsy vidiana tononkira.serasera.org aty
Ho an’ireo rehetra mino an’I Kristy
Ka izay rehetra mety dia avia
Hiaraka amin’ny Kristy
2. Ianao izay mangetaheta fatratra
Tsy mba mety afa-po na tonga lafatra
Manantona zuzjloky an’I Jeso raha te ho sambatra
Izy ihany no mitondra fiadanana
T&F: BERNARD Richard
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe AGAPE MahajangaHits : 1740
Likes : 0 Like
Created by : mamybernard
Date : 18/10/2018 10:24
