HISY FITSARANA (Groupe AGAPE Mahajanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainana ao anatin’ny pksorpjg tononkira.serasera.org fahotàna
Dia ataoko angamba fa azo ialàna
Dia tena azo ialàna izany fahotana
Tadidio fa hisy fitsaràna
Jereo ange ny rivo-piainana pfrd fa
Miovaova hatrany sy mazàna
Mitombo hatrany ny fahotàna
Tadidio ibuo fa hisy fitsaràna
REF:
Tohizako hatrany ny fankamamiana
An’I Jeso Tompo tsy foiko Ariana ôôô
Raha ny eto an-tany
Dia fandalovan’ihany ho enti-mitsinjo
‘Zay any an-danitr’any
T&F: R.Mbolatiana
Dia ataoko angamba fa azo ialàna
Dia tena azo ialàna izany fahotana
Tadidio fa hisy fitsaràna
Jereo ange ny rivo-piainana pfrd fa
Miovaova hatrany sy mazàna
Mitombo hatrany ny fahotàna
Tadidio ibuo fa hisy fitsaràna
REF:
Tohizako hatrany ny fankamamiana
An’I Jeso Tompo tsy foiko Ariana ôôô
Raha ny eto an-tany
Dia fandalovan’ihany ho enti-mitsinjo
‘Zay any an-danitr’any
T&F: R.Mbolatiana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe AGAPE MahajangaVangy : 1320
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mamybernard
Daty : 18/10/2018 10:25
