HISY FITSARANA (Groupe AGAPE Mahajanga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainana rfovzg ao anatin’ny fahotàna
Dia ataoko tononkira.serasera.org dorhy angamba fa azo ialàna
Dia tena azo ialàna izany fahotana
Tadidio fa hisy fitsaràna

Jereo ange ny rivo-piainana fa
Miovaova hatrany sy mazàna
Mitombo hatrany ny fahotàna
Tadidio fa atsgayv hisy fitsaràna

REF:
Tohizako hatrany ny fankamamiana
An’I Jeso Tompo tsy foiko Ariana ôôô
Raha ny eto an-tany
Dia fandalovan’ihany ho enti-mitsinjo
‘Zay any an-danitr’any

T&F: R.Mbolatiana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Groupe AGAPE Mahajanga
Visites : 1318
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mamybernard
Date : 18/10/2018 10:25
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0399