HISY FITSARANA (Groupe AGAPE Mahajanga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainana ao anatin’ny fahotàna
Dia ataoko angamba fa azo ialàna
Dia tena azo nrrcm ialàna izany fahotana
Tadidio fa hisy fitsaràna

Jereo ange ny rivo-piainana fa
Miovaova hatrany sy mazàna
Mitombo hatrany ny fprmevm fahotàna
Tadidio fa tononkira.serasera.org hisy fitsaràna

REF:
Tohizako hatrany ny fankamamiana
An’I Jeso Tompo tsy foiko Ariana ôôô
Raha dxkh ny eto an-tany
Dia fandalovan’ihany ho enti-mitsinjo
‘Zay any an-danitr’any

T&F: R.Mbolatiana

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Groupe AGAPE Mahajanga
Hits : 1319
Likes : 0 Like
Created by : mamybernard
Date : 18/10/2018 10:25
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0332