ADAMA SY EVA (Groupe AGAPE Mahajanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fahiny ela be
Dia nisy ireo razam-be
Tsy iza fa Adama sy Eva
Voafitaky satàna
Naka endriky tononkira.serasera.org menaràna
Ka solafaka
Voahozona ny tany
Izany no niafaràny
Fa tsy mendrika
Fa taty aoriana
Noho ny hazo fijaliana
Dia voavonjy indray
REF:
Soa fa nisy ny fanavotana
Soa xeacnwoo fa nisy lay rà nalatsaka
Misaotra Anao ysmi Tompo ô
Fa be ny fitiavanao sqnob
An’izao tontolo izao
T&F: BERNARD Richard
Dia nisy ireo razam-be
Tsy iza fa Adama sy Eva
Voafitaky satàna
Naka endriky tononkira.serasera.org menaràna
Ka solafaka
Voahozona ny tany
Izany no niafaràny
Fa tsy mendrika
Fa taty aoriana
Noho ny hazo fijaliana
Dia voavonjy indray
REF:
Soa fa nisy ny fanavotana
Soa xeacnwoo fa nisy lay rà nalatsaka
Misaotra Anao ysmi Tompo ô
Fa be ny fitiavanao sqnob
An’izao tontolo izao
T&F: BERNARD Richard
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe AGAPE MahajangaHits : 2047
Likes : 0 Like
Created by : mamybernard
Date : 18/10/2018 10:15
