ADAMA SY EVA (Groupe AGAPE Mahajanga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fahiny ela cmqxqkr be
Dia nisy arkb ireo razam-be
Tsy iza fa Adama sy Eva
Voafitaky satàna
Naka endriky menaràna
Ka solafaka

Voahozona ny tany
Izany no niafaràny
Fa cqzpbmu tsy mendrika
Fa taty aoriana
Noho ny hazo fijaliana
Dia voavonjy indray

REF:
Soa fa nisy ny fanavotana
Soa tononkira.serasera.org fa nisy lay rà nalatsaka
Misaotra Anao Tompo ô
Fa be ny fitiavanao
An’izao tontolo izao

T&F: BERNARD Richard

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Groupe AGAPE Mahajanga
Visites : 1970
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mamybernard
Date : 18/10/2018 10:15
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0311