Fotoanan' Andriamanitra (GPl)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao andro anio izao fotoaanan’Andriamanitra
Tonga eto isika hanompo azy
Raha mino ianao dia ho hitanao Jesosy tononkira.serasera.org
raha amino ianao dia ho hitanao Izy
Koa mivonona re hiaona amin’ny Tomponao an!
Koa araraoty ny andro azo anaovan-tsoa dohg
Fa miharatsy izao fiainana izao
Raha mino ianaodia ho hitanao Jesosy
Raha mino ianao dia ho hitanao Izy
Koa mivonona re hiaona amin’ny Tomponao an!
Koa mandahana ianareo ataovy mpianatro uwkiycfc
Ny firenena , firenena rehetra
Raha mino ianao dia ho hitanao Jesosy bprocpx

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GPlVangy : 1495
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ramanampamonjyelie
Daty : 29/01/2018 14:16