Fotoanan' Andriamanitra (GPl)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao andro anio izao fotoaanan’Andriamanitra
Tonga eto isika hanompo azy
Raha mino ianao dia ho hitanao Jesosy tononkira.serasera.org
raha amino ianao dia ho hitanao Izy
Koa mivonona re hiaona amin’ny Tomponao an!
Koa araraoty ny andro azo anaovan-tsoa
Fa miharatsy izao fiainana izao
Raha mino ianaodia ho hitanao Jesosy lbgkgi
Raha mino ianao dia ho hitanao Izy
Koa mivonona re hiaona amin’ny Tomponao an!
Koa mandahana ianareo ataovy mpianatro mgoouzjw
Ny firenena , firenena rehetra
Raha mino ianao dia ho hitanao Jesosy lcvrzrm

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GPlHits : 1442
Likes : 1 Like
Created by : ramanampamonjyelie
Date : 29/01/2018 14:16