Ampy ho anay ny Fahasoavanao (GPl)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mangatsika, dia ianao ray ô! 'lay manome ahy hafanana
raha haizim-pito, dia Ianao manome ahy hazavana
Raha sendra lalina 'zaho Ianao tsy sasatra maneho jirv ahy  fahagagana
Tsy anilanao aho Ray ô! miaina @ fahabangana
Anilanao aho Ray ô! Fiainam-piderana

Ampy ho anay ny fahasoavanao
N'inona n'inona tsisy atao hampanahy
Reharehako isan'andro fa Andriamanitry ny fanantenako Ianao

Ampy ho anay ny fahasoavanao
N'inona n'inona tsisy atao hampanahy
Reharehako isan'andro fa Andriamanitry ny fanantenako Ianao
Ampy ho anay

Anilanao axqs karakarainao izay rehetra misy fahasimbana
Anilanao izay rehetra ho avy ambaranao ahy @ Fahitana
Anilanao tsy mahakasika ahy rehefa fahotana tononkira.serasera.org
Tsy rmzs anilanao aho Ray ô! miaina @ fahabangana
Anilanao aho Ray ô! Fiainam-piderana

Ampy ho anay ny fahasoavanao
N'inona n'inona tsisy atao hampanahy
Reharehako isan'andro fa Andriamanitry ny fanantenako Ianao

Ampy ho anay ny fahasoavanao
N'inona n'inona tsisy atao hampanahy
Reharehako isan'andro fa Andriamanitry ny fanantenako Ianao
Ampy ho anay

Misaotra tompoko

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0197