Fotoanan' Andriamanitra (GPl)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao andro anio izao fotoaanan’Andriamanitra
Tonga eto isika hanompo fydadbgx azy
Raha mino ianao dia ho hitanao Jesosy
raha amino ianao dia ho hitanao Izy
Koa mivonona re hiaona amin’ny Tomponao an!
Koa araraoty ny andro azo anaovan-tsoa
Fa miharatsy izao fiainana izao
Raha mino ianaodia ho hitanao Jesosy
Raha mino ianao dia ho hitanao Izy pwfcnq
Koa mivonona re hiaona amin’ny Tomponao an!
Koa mandahana ianareo ataovy mpianatro
Ny firenena , firenena rehetra
Raha mino ianao dia ho hitanao Jesosy uyqwioqi
Raha mino ianao dia ho hitanao Izy tononkira.serasera.org

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : GPlVisites : 1440
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ramanampamonjyelie
Date : 29/01/2018 14:16