Tiako, Tiako (Gonna Music)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Oya ye eh ya !!!3 x
Oya yeuh xutxbnw !!!
Ref :
Ataovy tsara tondraka e, folerinao zama
Ataovy tsara tondraka e mba ho maro dfpa ny mpitsiriritra anazy eh
Ataovy tsara tondraka e, folerinao zama ah
Ataovy tsara tondraka e mba ho tsapany f'izy tianao
Atosay amin'azy ny fitiavanao
Mila tsapany f'ianao mikarakara mahavita raha
Hmm teneno amin'azy iny f'izy tononkira.serasera.org irery iany
Tsy misy mahasolo ny toerany eh, raha mbola eto antany
Ref:
Ireo mpitsiriritra anazy efa maro fa tsy fantatro
Misy ireo namana akaiky mikitika foana eo akaikinao
Mila mailo ianao zama a, mila mitandrigny
Karakarao, tiavo , koloy tsy hanenenanao
Aza avela irery , fa misy mijerijery
Fa ny tiana tsy avela hangina tsy avela hiady irery
Bitsibitsio eo antsofiny , hoe ianao irery no tiako oh, gwnohz
Tiako oh tiako oh tiako oh, ho ahy irery (2x)
Ref:
...Mboula ny rotsy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Gonna MusicVangy : 941
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Mboula Ny Rotsy
Daty : 17/07/2023 19:41