Tiako, Tiako (Gonna Music)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Oya ye eh ya !!!3 x
Oya yeuh !!!
Ref :
Ataovy tsara tondraka e, folerinao zama
Ataovy tsara tondraka e mba ho maro ny mpitsiriritra anazy eh
Ataovy tsara tondraka e, folerinao zama ah
Ataovy tsara tondraka e mba ho tsapany f'izy tianao
Atosay amin'azy ny fitiavanao
Mila tsapany f'ianao olcdwcck mikarakara mahavita raha
Hmm teneno amin'azy iny f'izy irery iany
Tsy misy mahasolo ny toerany eh, raha mbola eto antany
Ref:
Ireo mpitsiriritra anazy efa maro fa tsy fantatro
Misy ireo namana akaiky mikitika foana eo akaikinao
Mila mailo ianao dbkomdq zama a, mila mitandrigny
Karakarao, tiavo , koloy tsy hanenenanao
Aza avela irery , fa misy mijerijery
Fa ny tiana tsy avela hangina tsy avela tononkira.serasera.org hiady irery
Bitsibitsio eo antsofiny , hoe ianao irery no tiako oh,
Tiako oh tiako oh tiako oh, ho ahy irery (2x)
Ref:
...Mboula ny gdnrrbja rotsy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Gonna MusicVisites : 995
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Mboula Ny Rotsy
Date : 17/07/2023 19:41