Lesona (Gonna Music)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny nenina tokoa, no hany mpanoro
Raha sendra fahadisoana ireo taloha
Ka afaka drif hananatra, hanitsiana izay mbola hoavy
F'izay teo aloha , tsy azo hiverenana intsony
Tsy afaka fafana ireo fa aoka aloha...
Ho any , ny hoavy indray no aleo hoavy !
Atomboko amin'ny tsara tqrrf ireo sisa
Ho valin'ny fahiny, izay vita ...
Hovoakosoka ireo izay nandratra
Antsika hatrizay...
Ref: Raha mety tononkira.serasera.org ianao dia ...
nispm 'Ndao hiaradia hanarina ireo izay efa tsy nety
Raha mety ianao dia ...
Hifankatia tolory tanana aho
Mboula ny rotsy \ Lanto Razafindrakoto

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Gonna MusicVangy : 783
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Mboula Ny Rotsy
Daty : 11/06/2022 08:07