Ampidiro aloha ny tenimiafina
Lesona (Gonna Music)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny nenina tokoa, no hany mpanoroRaha sendra fahadisoana ireo taloha
Ka afaka hananatra, hanitsiana izay mbola hoavy
F'izay teo aloha , tsy azo hiverenana intsony
Tsy afaka fafana ireo fa aoka aloha...
Ho any , ny hoavy indray no aleo hoavy !
Atomboko amin'ny tsara ireo sisa
Ho valin'ny fahiny, izay vita ...
Hovoakosoka ireo izay nandratra
Antsika hatrizay...
Ref: Raha mety ianao dia ...
'Ndao hiaradia hanarina ireo izay efa tsy nety
Raha mety ianao dia ...
Hifankatia tolory tanana aho
Mboula ny rotsy \ Lanto Razafindrakoto
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Gonna MusicVisites : 727
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Mboula Ny Rotsy
Date : 11/06/2022 08:07
