Ray Malala (Geremioh Randrianaivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
cvez Ray Malala
Nambaranao ahy
Fa tena ho mandrakizay
Ilay Fitiavanao ahy
Na teo aza ny fakampanahy
Nampihaly ahy hatrizay
Mandrakizay ho tia aho
Ho tia sy ravixtm hanompo Anao
Mandrakizay
Ianao irery ihany
No fiainako
Ianao irery hkqywcmh ihany
No fiainako
Tsy tononkira.serasera.org misy hasoloko Anao
Ray malala o
Nambaranao ahy
Fa tena ho mandrakizay
Ilay Fitiavanao ahy
Na teo aza ny fakampanahy
Nampihaly ahy hatrizay
Mandrakizay ho tia aho
Ho tia sy ravixtm hanompo Anao
Mandrakizay
Ianao irery ihany
No fiainako
Ianao irery hkqywcmh ihany
No fiainako
Tsy tononkira.serasera.org misy hasoloko Anao
Ray malala o
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Geremioh RandrianaivoVangy : 1727
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : malagasy2016
Daty : 26/02/2016 11:15
