Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ray Malala (Geremioh Randrianaivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray Malala
Nambaranao ahy
Fa kfvj tena ho mandrakizay
Ilay Fitiavanao ahy
Na teo aza ny fakampanahy
Nampihaly ahy hatrizay
Mandrakizay ho tia aho
Ho tia sy hanompo Anao
Mandrakizay
Ianao irery ihany
No fiainako
Ianao qhkopwxv tononkira.serasera.org irery ihany
No vbadto fiainako
Tsy misy hasoloko Anao
Ray malala o
Nambaranao ahy
Fa kfvj tena ho mandrakizay
Ilay Fitiavanao ahy
Na teo aza ny fakampanahy
Nampihaly ahy hatrizay
Mandrakizay ho tia aho
Ho tia sy hanompo Anao
Mandrakizay
Ianao irery ihany
No fiainako
Ianao qhkopwxv tononkira.serasera.org irery ihany
No vbadto fiainako
Tsy misy hasoloko Anao
Ray malala o
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Geremioh RandrianaivoHits : 1726
Likes : 1 Like
Created by : malagasy2016
Date : 26/02/2016 11:15
