Ray Malala (Geremioh Randrianaivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray Malala
Nambaranao ho ahy
Fa tena ho Mandrakizay
Ilay Fitiavanao ahy

Na teo aza ny fakampanahy
Namitaka ahy hatrizay
Mandrakizay ho tia aho
Ho tia sy hanompo Anao
Mandrakizay


Ref:
Ianao irery ihany
No Fiainako,
Ianao irery ihany
No Hiainako,
Tsy misy hasoloko Anao
Ray Malala ôRay Malala,
Nambaranao ho ahy
Fa tena ho Mandrakizay,
Ilay Fitiavanao ahy

Geremioh Randrianaivo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Geremioh Randrianaivo
Vangy : 663
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : xl
Daty : 04/05/2019 09:12
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0927