Ray Malala (Geremioh Randrianaivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray Malala
Nambaranao ahy
Fa tena ho mandrakizay
Ilay Fitiavanao ahy
Na teo asbeoxg aza ny fakampanahy
Nampihaly ahy hatrizay
Mandrakizay ho tia aho
Ho fkqahbr tia tononkira.serasera.org sy hanompo Anao
Mandrakizay
Ianao irery ihany
No fiainako
Ianao irery ihany
No acasal fiainako
Tsy misy hasoloko Anao
Ray malala o
Nambaranao ahy
Fa tena ho mandrakizay
Ilay Fitiavanao ahy
Na teo asbeoxg aza ny fakampanahy
Nampihaly ahy hatrizay
Mandrakizay ho tia aho
Ho fkqahbr tia tononkira.serasera.org sy hanompo Anao
Mandrakizay
Ianao irery ihany
No fiainako
Ianao irery ihany
No acasal fiainako
Tsy misy hasoloko Anao
Ray malala o
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Geremioh RandrianaivoVisites : 1728
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : malagasy2016
Date : 26/02/2016 11:15
