Tanana Haolo (Geremioh Randrianaivo)

https://tononkira.serasera.org/hira/geremioh-randrianaivo/tanana-haolo-2

Nangina tsy misy mpandalo
Ilay Tanàna Haolo ô!
Ny vorona sy valala
No mameno tanàna

            Nangina tsy misy mpandalo
            Ilay Tanàna Haolo ô!
            Ny vorona sy valala
            No mameno tanàna


Ref:
Tsisy mpivavaka intsony
Ny Alitara
Nandao koa
Ny ondry Tsara
Tsisy mpivavaka intsony
Ny Alitatononkira.serasera.orgra
Nandao koa
Ny ondry Tsara

Dila tsy nisy tamana
Ny Mpiandry tao
Nihorohoro avokoa
Lasa tsy tana
       Dila tsy nisy tamana
       Ny Mpiandry tao
       Nihorohoro avokoa
       Lasa tsy tana


Tsisy mpivavaka intsony
Ny Alitara
Nandao koa
Ny ondry Tsara
Tsisy mpivavaka intsony
Ny Alitara
Nandao koa
Ny ondry Tsara


Geremioh Randrianaivo

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Geremioh Randrianaivo
Mpamaky : 179
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : xl
Tamin'ny : 04/05/2019 09:13:03
ID : 11664

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo